Popup

Asa
Mahatsara Zah

Numéro de la piste Titre Classement Nombre d'écoutes Télécharger Ajouter à mon blog Actions
1 Mahatsara Zah
423 lectures
2 Love in this club
162 lectures
3 2 man show
110 lectures
4 Marion
134 lectures

Tu n'as pas la bonne version de Flash pour utiliser le player Skyrock Music.
Clique ici pour installer Flash.

MP3 : Shyn / Mahatsara Zah (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Mahatsara Zah
  • Album : Shyn
  • Année : 2008

Paroles :

Tsapako fa banga
Foana ny tontolo
Tsy quoi anao tsy akeo
'Lay minitra mantsy feno , ny fo misento
Satria ro zatra mahita anao zah.
Tsisy raha manjary , zay atao jiaby
Karaha mitady mivezivezy tsisy tany hombany
mafy raha mahazo
ho very koa ah raha tsy misy anao zah ie ie
An-dalambe , dia iny alim-be
Tsy ary nisy koa fotoana ky tsy nahatsiarovako anao
tsy digny ny maraina babe eh

Anilanao no tiako , anilanao ihany no mahatsara zah baby
Anilanao neny , anilanao zavavy n'inoninona mety ho misy
Anilanao zah isan'andro
hiaro ilay tena fiankinanao
hifampizarako ny mamy sy ny mety.

Maro ny fahavalo , fitiavako anao tsy ho rava zany
mpandalo , nandrara , tsy nampifindra
tsy hampiova ny fitiavako anao aby raha zany
na firifiry , nangirifiry fitsapana maika koa
nitombo ny fitiavako anao
Tsy hay rarana , mahery mafana
efa hatram izay ianao efa ahy
anao no tiako , anao no ilaiko
anao ny faniriako namana amin ny ho aviko
ho vady tohan 'aina
babe eh .

Anao no tiako ....

Anilanao no tiako ...

Anao no tiako ...

# Posté le mardi 03 juin 2008 17:20

MP3 : Ianao you / Marion (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Marion
  • Album : Ianao you
  • Année : 2008

# Posté le lundi 02 juin 2008 17:35

MP3 : Shock value Timabaland & Elton John / 2 man show (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : 2 man show
  • Album : Shock value Timabaland & Elton John
  • Année : 2008
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mardi 20 mai 2008 19:03

MP3 : Usher / Love in this club (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Love in this club
  • Album : Usher
  • Année : 2008
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 19 mai 2008 14:13